TEMOIGNER ENSEMBLE A GENEVE

A. Liste des communautés TEAG (personnes de contact, infos) https://archives.fkmsm.ch/wp-content/uploads/2025/11/teag.actif_.contacts-pour-site-avril-2024-avec-index.pdfB. Liste des adresses utiles (services / réseau)

NY KOMITY

NY KOMITY TOKO VOALOHANY : NY FITSINJARANA ANDRAIKITRA AO AMIN’NY KOMITY I. Ny Komity Andininy 19.– Ny Komity dia havaozina isaky ny roa taona, amin’ny Alahady voalohan’ny volana Desambra, amin’ny alàlan’ny fanasàna izay terem-panahy handroso eny amin’ny Alitara. Ny...

Vaomiera Tetikasa

NY VAOMIERAN’NY TETIK’ASA (COMMISSION DES PROJETS) I. Mpikambana Andininy 40.– Ny ao amin’ny Komity ihany no afaka ho mpikambana ao amin’ny Vaomieran’ny Tetik’asa. II. Andraikitra Andininy 41.– Ireto avy ny andraikitry ny Vaomieran’ny Tetik’asa: a. mandinika ny...

Andraikitra Birao

II. Ny Filoha Andininy 22.– Ny Filoha no mampiantso ny fivorian’ny Komity sy manolotra ny “ordre du jour”, mitarika ny fivorian’ny Komity, manatanteraka ny famangian’ny Fiangonana miaraka amin’ny Komity, misolo tena ny Fiangonana amin’ny fifandraisana III. Ny Filoha...